Teny iditra | takariva mahatsara vahiny | |
Singan-teny | takariva ; mahatsara ; vahiny | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilay takariva mitarataratra somary menamena iny ka toa mahatonga ny salovan-tavan' ny vahiny hahafinaritra jerena [1.1] | |
Voambolana | Fotoana | |
Mpanahaka | andro mahatsara vahiny | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |